22/05/2025
🍲🎼 DÉJEUNER CONCERT 🎼🍲
‼️ J-10 ‼️
Finaritra eee ✨
🔵 Amin'izao ivon'ny fankalazana ny faha-30 taonan'ny Tarika Mialy Rakotomamonjy sy ny faha-40 taona namoronan'i Mialy Rakotomamonjy hira izao dia mahafaly anay ny manasa antsika mpankafy, havana, namana sy mpiara-miasa rehetra amin'ity déjeuner concert ity.🍲
🏡 Lieu : ESPACE L'ARANCIA ANKADINDRATOMBO
🗓️ Date : DIMANCHE 1ER JUIN 2025 À 12H30 🕧
🔵 Buffet à volonté tena mafilotra sy tsara miaraka amin'ny Royal Traiteur.👑🍲
🎼 Animation 💯 % évangélique no hiarahantsika ao miaraka amin'ny Tarika Mialy Rakotomamonjy iray manontolo sy ireo namana mpiara-midera izay hasaina manokana.
‼️ 🎫 Afaka miantso mivantana amin'ity numéro ity izay mila billet 📱 0341331699, dia haterin'i Mialy Rakotomamonjy mivantana any amin'izay misy anareo ny billet, sady mba afaka mihaona sy mitafatafa kely isika, ny selfie rahateo koa tsy adino 😄‼️
🔵 Tsara kokoa raha manao réservation dieny izao fa efa maromaro ihany no efa nahazo tapakila an 😉
🔵 Raha misy ihany koa namana na orin'asa maniry ny hiara-hiasa aminay dia afaka miantso amin'io laharana io ihany koa.
Tahian'ny Tompo daholo oh 🌹