04/08/2026
🥧🥧Recette madeleine nature🥧🥧
▶️Farine : 250g
▶️Sucre : 200g
▶️Atody : 03pcs
▶️Beure fondu : 100g
▶️1pince de sel
▶️Levure : 1sachet
🔺Fikarakarana : afangaro tsara ny atody sy ny siramamy - arotsaka ny dobera efa voatsonika sy ny hanitra izay tiana - afangaro tsara iany koa ny farine sy levure dia atao intelo mandrotsaka mba ifangaro tsara ny pate.
🔺Raha mbola mafimafy ilay pate dia afaka asiana ronono kely araka izay tinao
🔺Rehefa mifangaro tsara dia arotsaka anaty moule amizay dia atsofoka anaty lafaoro 180° mandritra ny 20min.
✅Aza adino ny mi-abonné ny page Kaly Matsiro 🥰🥰🥰