26/07/2026
â€ïžMy first long cake â€ïž AprĂšs 1 an dâabsence et 1 an sans faire aucun gateauâŠ
Na ny gateau dâanniversairenâny tato antrano aza tsy nisy vita âŠ.
Ndriiii faly aho đ„°
Mbola misy amĂ©lioration maro hi-rattraperâna izay 1 an de « non pratique » đ
izay ⊠fa faly aho .
80 ans dadabe Do
Mirary soa ho azy hatrany. đ