Restaurant cinq5 - Alakamisy

Restaurant cinq5 - Alakamisy lounge bar, restaurant,billard ,pizzeria grille
(1)

Herin'andro vaovao Efa hiditra volana vaovao ihany koa isika Fa mbola mitohy hatrany Promotion ato  Le cinq5 anh Mbola m...
30/06/2026

Herin'andro vaovao
Efa hiditra volana vaovao ihany koa isika
Fa mbola mitohy hatrany Promotion ato Le cinq5 anh
Mbola mijanona ho 5000ar ny Bex Gm
ary 3500ar Bex Pm
Ny kitonotono sy Tsakitsaky
Ary tsy diso anjara ireo tia misakafo fa tena mafilotra izy ireo anh
Tohizana foana ny antsika ny fety
Sady Mirevy no MiTsaky sy Mikaly no mbola MKaraks ihany koa tsika
Ndao ary ee

Tolotra vaovao be Asaramanitra Atolotra am-pitiavana be ho anareo Nampidinina ho 5000ar ny Bex Lehibe raha 7000ar izy te...
22/06/2026

Tolotra vaovao be Asaramanitra
Atolotra am-pitiavana be ho anareo
Nampidinina ho 5000ar ny Bex Lehibe raha 7000ar izy teo aloha
3500ar kosa ny Bex kely raha 4500ar teo aloha
Dia ireo KITONOTONO atao tsakiny sao adino(OBLIGATOIRE)
Tongava maro ary fa tolotra manomboka ny talata 23 Jona 2026 io anh
Ndao ary fa nentsika atomboko dieny zao fety eee
Sady m'Bex tsika no m'Tsaky no M'Hirahira ee

03/06/2026

🚨🚨 Restaurant cinq5 Alakamisy Ambohimasina dia mitady :

– Caissier(ère)
- Plongeur
- Serveuse
- Mpanatono efa zatra ( hena - akoho - hazandrano)

Mipetraka ety !

Afaka manantona na miantso 📱 ny laharana : 034 34 116 11

27/03/2026

Resto 5/5 Ambohimasina Alakamisy Fenoarivo dia mitady :
"Femme de menage" sy plongeur (manasa lovia, resaka lakozia)

Mipetraka ety @ manodidina.

Manatona avy hatrany na miantso ny : 034 34 116 11

04/01/2026

Resto 5/5 Alakamisy Fenoarivo mitady :
"Femme de menage".
Mipetraka ety @ manodidina.
Manatona avy hatrany na miantso ny : 034 34 116 11

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261343411611

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant cinq5 - Alakamisy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Restaurant cinq5 - Alakamisy:

Shortcuts

Share

Category