Voky Maraina

Voky Maraina Un rendez-vous sucré ☕ des papilles satisfaites 🤲

10/07/2026

🌞 Andao hisakafo maraina e! 😋

Atombohy tsara ny andronao amin'ny sakafo mafana sy matsiro! 🍽️❤️

🕕 Isan'andro manomboka amin'ny 6 ora maraina

📍 Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Analakely (Rez-de-chaussée)
📍 La Gastronomie Pizza Bypass Drive (Domaine)

☕ Boulangerie & Viennoiserie
🍰 Pâtisserie
🍚 Vary amin'anana

✨ Tongava fa ny maraina tsara dia manomboka ao amin'ny Voky Maraina! 😉

Atombohy amin’ny tsikitsiky ny  tontolo andronao, dia ho tsapanao fa hahomby kokoa izay rehetra ataonao ✨Vonona hatrany ...
11/06/2026

Atombohy amin’ny tsikitsiky ny tontolo andronao, dia ho tsapanao fa hahomby kokoa izay rehetra ataonao ✨

Vonona hatrany izahay ato amin’ny **Voky Maraina** 🤩
**La Gastronomie Pizza Bypass Drive (Domaine)** hanolotra ny tsara indrindra ho anao.

🕕 Isan’andro, manomboka amin’ny **6 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora maraina**, ahitanao :
☕ Boulangerie & Viennoiserie
🍰 Pâtisserie
🍚 Vary maraina

Tongava hankafy sakafo maraina matsiro sy manome hery hanombohana tsara ny andro ☀️

Hotline : 032 07 351 23 / 032 07 351 48

Satria ny sakafo maraina no antoky ny fahombiazan'ny andro, ny La Gastronomie Pizza dia manasa anao hankafy ny **Voky Ma...
06/06/2026

Satria ny sakafo maraina no antoky ny fahombiazan'ny andro, ny La Gastronomie Pizza dia manasa anao hankafy ny **Voky Maraina** 🤩

Isan’andro manomboka amin’ny **6h ka hatramin’ny 10h maraina**, ankafizo ireo tolotra matsiro sy manara-penitra :
☕ Boulangerie & Viennoiserie
🍰 Pâtisserie
🍚 Vary Maraina

Madio, haingana, matsiro ary mamoky tsara hiatrehana ny asa sy ny fianarana ❗

📍 La Gastronomie Pizza Analakely – Rez de chaussée
📍 La Gastronomie Pizza Bypass Drive (Domaine)

😂☕🥐Ianao ilay hoe : “vary amin’anana sa viennoiserie sy boisson chaude ?”➡️ Farany… nalainao daholo 🤣🔥Tague-o ilay naman...
05/05/2026

😂☕🥐
Ianao ilay hoe : “vary amin’anana sa viennoiserie sy boisson chaude ?”
➡️ Farany… nalainao daholo 🤣🔥

Tague-o ilay namanao 😅
Ilay misalasala be rehefa mikomandy sakafo maraina 👇👀

Azonao jifaina ato amin’ny :
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
📍 Analakely – Rez-de-chaussée

🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina 🤗🥳

18/04/2026

💚Vary amin'anana + laoka, petit-déj de champion, validé par Christian Ratovonony 😋🔥🍲❤️
Ary ianao, rahoviana no hanandrana ? 🤗🥰

Azonao jifaina ato amin’ny :
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
📍 Analakely – Rez-de-chaussée

🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina 🤗🥳

Ny pozinao : mankafy viennoiseries sy pâtisseries ato @ Voky Maraina 🥐🍰Nefa mbola handeha hiasa avy eo… sady efa tara 😅⏰...
11/04/2026

Ny pozinao : mankafy viennoiseries sy pâtisseries ato @ Voky Maraina 🥐🍰
Nefa mbola handeha hiasa avy eo… sady efa tara 😅⏰

Fa aleo aloha mameno kibo, dia avy eo miatrika ny zava-misy 😄💼

🧭 La Gastronomie Pizza Pietra Analakely – Rez-de-chaussée
🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina 🤗🥳

🍲❤️ Simple, chaud, parfait.Vary amin’anana + laoka = ❤️🔥👉👀 Tagueo ilay namanao tsy mitsoka fa tonga dia mihinana iny 😂, ...
04/04/2026

🍲❤️ Simple, chaud, parfait.
Vary amin’anana + laoka = ❤️🔥

👉👀 Tagueo ilay namanao tsy mitsoka fa tonga dia mihinana iny 😂, na dia mbola mamay be aza 🔥😅

Azonao jifaina ato amin’ny :
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
📍 Analakely – Rez-de-chaussée

🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina 🤗🥳

⚠️ Attention : risque élevé d’addiction au bon pain 🤭😂👉 Passe goûter et dis-nous quel est ton préféré parmi nos variétés...
28/03/2026

⚠️ Attention : risque élevé d’addiction au bon pain 🤭😂

👉 Passe goûter et dis-nous quel est ton préféré parmi nos variétés de pain 🥖🥐🔥

📍 La Gastronomie Pizza Pietra Analakely – Rez-de-chaussée
🕕Ouvert à partir de 6h du matin


🚨 ADY HEVITRA KELY HO ANTSIKA MPANKAFY VARY AMIN’ANANA! 🍚💚🔥 IZA NO LAOKA TENA ANKAFIZINAO ?👍 Kitoza❤️ Boulettes de viand...
17/03/2026

🚨 ADY HEVITRA KELY HO ANTSIKA MPANKAFY VARY AMIN’ANANA! 🍚💚

🔥 IZA NO LAOKA TENA ANKAFIZINAO ?
👍 Kitoza
❤️ Boulettes de viande sy poisson
😮 Saosisy
Sa izy rehetra 🤣🤗

Azonao jifaina ato amin’ny
Voky Maraina – La Gastronomie Pizza Pietra
📍 Analakely – Rez-de-chaussée

🕕 Isaky ny Alatsinainy hatramin’ny Sabotsy, manomboka amin’ny 6 ora maraina. 🤗🥳

12/03/2026

🔥 Réveillez-vous avec le vrai goût du matin !
Petit déjeuner chaud dès 06h du matin chez VOKY MARAINA ☕🥖

On vous attend avec :
🥓🍚 Notre Vary amin'anana sy laoka : kitoza, saucisses, boulettes de poisson et viande
🥖 Nos pains chauds de la boulangerie
🥐 Viennoiseries croustillantes
🍰 Pâtisseries gourmandes
☕ Café & boissons chaudes au salon de thé

📍 La Gastronomie Pizza Pietra – Analakely
🕕 Lundi – samedi : dès 06h00
🕛 Dimanche : à partir de midi

Address

Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 19:00
Sunday 06:00 - 19:00

Telephone

+261320735122

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voky Maraina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category