14/04/2026
Salama daholo oh, alefaso ny commande ho an'ny fast food aloha fa tsy misokatra izahay noho ny antony manokana,sady misy offre ho anareo ataonay๐๐ka araraoty.
Pizza roa amin'ny vidiny 35000ar , GM daholo tompoko ,
contact:0339225698 aloha no mandeha fa mbola tsy voarecuperer ilay telma ,manao livraison zahay.