GUSTO Pizza Ambodisaha

GUSTO Pizza Ambodisaha Pizzeria

06/09/2026
tonga indray anay e, zao anieh ny mahazo an'ilay pate pizza ilay latsaka tampoka amin'ny tany irery rehefa tsy lasa tany...
18/08/2026

tonga indray anay e, zao anieh ny mahazo an'ilay pate pizza ilay latsaka tampoka amin'ny tany irery rehefa tsy lasa tany am-bava e, ndriiii, tena za ary tena gaga rehefa nanadio hoe ahoana koa ary ty zany no tonga de tsy niteny intsony izy fa tonga de nanaelo be, asa izay nahazo azy, nentiko nody mihitsy lo fa tena nampanaelo ahy.

fa zany koa eo ihany fa tsy misokatra izahay rahampitso alarobia fa amin'ny alakamisy vao afaka misokatra, androany talata misokatra nefa an!

ehhh!!!
13/08/2026

ehhh!!!

Eh!!!tsy hoe tsy misy fromage de tsy tsara fa tena tsara an!!!  ty misy ho anareo maharaka eto, takio ato aminay ity, fa...
30/07/2026

Eh!!!tsy hoe tsy misy fromage de tsy tsara fa tena tsara an!!!
ty misy ho anareo maharaka eto, takio ato aminay ity, fa tena ataonay 6000 ar de efa mihinana ato aminay , ho an'ireo milaza tsy tia fromage, na ihinana pizza fa kelikely ny bob, tsy olana izany fa omenay an'ity isika , tsy afaka hoentina fa tonga de ato an-tanàna ihany no pehana!
afaka asian-tsika GM ihany koa io, tsy ao anaty carte fa ianareo no mangataka azy :)
tongava klo de testeo ne e!
misy foana hatrany ny pizza rehetra eto aminay amin'ny vidiny tsy niova , tsiro tsy niova fa amby lo mteste ze tsy mbola nihinana, taomy ireo akama,

libéré delivré ve? mbola liberé lo fa miandry délivré sisa!!!ho tapitra anio Alakamisy ny BEPC, rehefa mivaly izy de iza...
09/07/2026

libéré delivré ve? mbola liberé lo fa miandry délivré sisa!!!
ho tapitra anio Alakamisy ny BEPC, rehefa mivaly izy de izay vao vita rankizy an, fa ny fanadinana no tapitra rehefa avy eo, teneno Dada sy neny hoe aleo lo mba ihinzna pizza ary Ambodisaha hoe fa mamy be foana ilay sokola! manalazy tapitra fanadinana kely miarakamin'ny Gusto pizza, tongava maro e

tonga ndray anay e!!ho avy tsy ho ela ty tantara ity, misy ny PM, misy ny GM ,  fa hisy tsy ho ela ny PIZZA tena ngôda b...
01/07/2026

tonga ndray anay e!!
ho avy tsy ho ela ty tantara ity, misy ny PM, misy ny GM , fa hisy tsy ho ela ny PIZZA tena ngôda be ho an'ny fianakaviana 🙂
Familiale be hizara 16 be zao, izay abonné mividy voalohany an'io rehefa misy izy io mahazo supplément, à condition abonnés daholo ny mihinana azy 😛 teneno ary ilay akama hanaraka ny pejy fa eto ihany no avoaka hoe efa misy amin'izay ilay izy, manomana kely ny fitaovana anatsofoana azy anaty lafaoro fotsiny sisa de ho avy izy io...

coucou be daholo, raha mbola pizza, tena anisan'ny mora indrindra ny ato amin'ny GUSTO PIZZA Alakamisy 🙂 Raha nandinika ...
28/06/2026

coucou be daholo, raha mbola pizza, tena anisan'ny mora indrindra ny ato amin'ny GUSTO PIZZA Alakamisy 🙂

Raha nandinika isika dia matetika lany ny 4F na quatre fromages tatoato satria tsy dia misy firy ilay karazana fromages ampiasaina aminy, niezahana hatrany anefa mba hisy tsy ho tapaka ilay izy, anefa tena niakatra be ny vidin'ireo karazana fromages ampiasaina ireo, raha ny fanirianay tsy hisy fiantraikany amin'ny vidina pizza ilay izy, anefa tena na ny fromage no voatery mihena de tsy afa-po ianareo, tsy afa-po izahay, na ny pizza 4fromages no tsy ovaina, noho izany aleo ny pizza no mijanona ho tahakan'ny mahazatra an-tsika fa ny vidiny no niezahana natao tsy niakatra be fa hisy fiovana kely de samy afa-po ny rehetra...

Mankasitraka indrindra, misokatra foana izahay ny Talata hatramin'ny Alahady hanome tsiro tsarakely ho anareo foana.

vao mahita sarina pizza hono le zaza de midongy pizza, be fika eo!  izy mihitsy no te ihinana pizza ...  nefa koa gusto ...
24/06/2026

vao mahita sarina pizza hono le zaza de midongy pizza, be fika eo! izy mihitsy no te ihinana pizza ... nefa koa gusto nihidy indray omaly fa simba ny fiara lehibe nitondra kitay de alina be vao tonga, fa efa tonga leizy zao, efa misokatra izahay fa tongava amin'izay mihinana , masahana fotsiny ny 4 fromages miraikitra be de mihinana :)
gusto pizza Alakamisy Fenoarivo

miarahaba ireo Ray rehetra !!!Tahakan'ny tamin'ny fetin'ny reny, de fetin'ny ray, manatitra izahay anio an, miantsoa fot...
21/06/2026

miarahaba ireo Ray rehetra !!!
Tahakan'ny tamin'ny fetin'ny reny, de fetin'ny ray, manatitra izahay anio an, miantsoa fotsiny lo fa ny tena mety ento mandendeh izy!
misaotra sahady.

Félicitation ndray anay eh!!! arozazy beu tonga de pizza be ho an'ireo afaka fanadinana, ie, mahazo biskleta kely zao na...
20/06/2026

Félicitation ndray anay eh!!! arozazy beu tonga de pizza be ho an'ireo afaka fanadinana, ie, mahazo biskleta kely zao nareo? fa tsy manan'aina amin'iny eo zany raha tsy matanjakan'ny pizza! tongava lo minana pizza na nahazo na tsia ampireveo le zaza klou fa fifaliam-be ny azy mba ho valin-kasasarany!
ho an'ireo tsy mbola afaka? tongava foana ihany koa mihinana fa tsy mahazo kivikivy zany, tsarovy fa matoa tsy mbola azo ilay izy, de nisy tsy mbola ampy tao zay de ampiana amin'izay amin'ny erin-taona, raikitra? OK ary.

Fa amin'ny anio lo tongava teneno dada sy neny, dadatoa sy nenintoa, bebe sy dadabe hoe ndao ihinana pizza etsy Ambodisaha lo ampifaly tena fa manomboka amin'ny 9000ar de efa mihinana.

Address

Ambodisaha Alakamisy Fenoarivo
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 10:00 - 20:00
Tuesday 10:00 - 20:00
Wednesday 10:00 - 20:00
Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00
Sunday 12:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GUSTO Pizza Ambodisaha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category