ATY Garden

ATY Garden ATY Garden est une aire de loisirs située à quelques kilomètres du centre-ville Antananarivo, à Ambohidratrimo.

🎉 Manolotra toerana privatisé izahay ho an’ny fialam-boly rehetra!
👨‍👩‍👧‍👦 Ho an’ny namana, fianakaviana na mpifankatia 💕
🍖 Afaka mitondra sakafo – tsy misy droit 😉
🎤 Karaoke + guitare + sns... Le lieu peut recevoir jusqu'à 50 personnes et est disponible sur réservation. Vous pouvez y faire une réunion de famille, un team building, un camping, etc. Vous pouvez aussi y célébrer différents évènement

s (anniversaire, baptême, etc.). Nous vous proposons différentes activités avec des équipements au top. Piscine hors sol, barbecue party, karaoké, basketball, balade en vélo, et bien d'autres encore. Nous avons même un mini orchestre avec des instruments divers (guitare, clavier, etc.). Selon vos convenances, vous pouvez apporter vos nourritures ou non. Nous mettons à votre disposition un coin cuisine.

📣📢 Tsy mandray intsony izahay @ daty voalaza tompoko. ‼️⛔️ AZA TARA manao réservation mialoha ny datinareo ho an’ireo an...
09/07/2026

📣📢 Tsy mandray intsony izahay @ daty voalaza tompoko. ‼️

⛔️ AZA TARA manao réservation mialoha ny datinareo ho an’ireo andro hafa mbola malalaka, na journée na soirée ato ATY Garden . 🥰

📌 Marihana fa PRIVATISATION IHANY no misy ato aminay.

📝 Réservation : Acompte 25%

🗓️ Fisokafana : Alatsinainy – Asabotsy
📍 Toerana : Ambohidratrimo
📩 Midira MP na Whats'App 033 54 270 17 raha mila fanazavana fanampiny

📞 Antsoy mivantana : 038 62 841 96 / 033 54 270 17

🌿✨ ATY GARDEN, partenaire officiel de la GRANDE FINALE – RETRO COVER ÉVANGÉLIQUE SPÉCIAL RÉTRO 🔥, karakarain'ny Amitié T...
06/07/2026

🌿✨ ATY GARDEN, partenaire officiel de la GRANDE FINALE – RETRO COVER ÉVANGÉLIQUE SPÉCIAL RÉTRO 🔥, karakarain'ny Amitié TV.

👉 Araho hatrany ny pejinay fa misy fanatsarana maro sy zava-baovao ho hitanao ato ho ato. 💚

💑 Tongava manala stress sy miova rivotra miaraka amin'olona akaiky anao.

🥰 Toerana privatisé ho anareo irery, tsy misy manelingelina, mba hahafahanareo mankafy fotoana mamy.

📩 Infos & réservation :
WhatsApp : 033 54 270 17
📞 038 62 841 96 / 033 54 270 17

✨ Miandry anareo ary ATY Garden 😉😘

GRANDE FINALE – RETRO COVER ÉVANGÉLIQUE SPÉCIAL RÉTRO 🔥
Vonona ve ianao hiaina fotoana feno fiderana, talenta ary fitahiana? Ireo mpifaninana mendrika indrindra dia hiakatra an-tsehatra ka hifaninana amin'ny famaranana lehibe!
📅 Alahady 12 Jolay 2026 📍 Le Pavé Antaninarenina🕐 01 ora tolakandro
🎶 Andao hiaraka hanohana ireo talenta tanora sy hankafy hira fiderana Retro izay hanandratra ny anaran'Andriamanitra.
💛 Aza tonga irery! Ento ny fianakavianao, ny namanao ary zarao ity fanasana ity mba hahafahan'ny maro miaina izany fotoana tsy hay hadinoina izany.
Fandraisana anjara:5000ar

🇲🇬🎉 Arabaina tratry ny Asaramanitra! 🎉🇲🇬🎆🎇 Mirary fety sambatra sy fotoana feno hafaliana ho anareo rehetra! 🥳✨💚🤍❤️ 🇲🇬AT...
25/06/2026

🇲🇬🎉 Arabaina tratry ny Asaramanitra! 🎉🇲🇬
🎆🎇 Mirary fety sambatra sy fotoana feno hafaliana ho anareo rehetra! 🥳✨💚🤍❤️ 🇲🇬

ATY Garden dia natao indrindra ho anareo te hankalaza :
🎂 Anniversaire
💼 Afterwork
👨‍👩‍👧 Réunion de famille
🎉 Événement privé

📅 Efa misokatra ny réservation ho an’ny mois de JUILLET koa fandrio dien’izao sao tara an!

✅ 25% acompte fotsiny no hitazonana ny date-nareo.
🔒 Client 1 = Date 1 satria privatisé tanteraka ny toerana.

📅 Fisokafana : Alatsinainy – Asabotsy
📍 Toerana : Ambohidratrimo
➡️ 2km (10mn) miala ny commune mankany Ambovo/Andriatany

📩 Infos & réservation :
WhatsApp : 033 54 270 17
📞 038 62 841 96 / 033 54 270 17

✨ Miandry anareo aty @ ATY Garden ary!

🇲🇬🎉 Ndao hankalaza ny Fetim-pirenena aty amin'ny ATY Garden ! 🎉🇲🇬Lava ny week-end, ka araraoty ny fotoana hiarahana amin...
22/06/2026

🇲🇬🎉 Ndao hankalaza ny Fetim-pirenena aty amin'ny ATY Garden ! 🎉🇲🇬

Lava ny week-end, ka araraoty ny fotoana hiarahana amin'ny ankohonana, fianakaviana ary namana,....

🌞 Na journée na soirée dia mandray anareo izahay.
🎁 Maro ireo activités tafiditra ao anatin'ny saram-pidirana :
🔥 Feu de camp
🎤 Karaoké
🍖 Grillades party
🏀 Basket
🏊 Piscine ho an'ny ankizy
🎲 Jeux de société maro samihafa

🌙 Raha hanao soirée dia azonareo atao @ sarany mirary ihany koa ny :
⛺ Camping
🎬 Cinéma en plein air amin'ny grand écran

✨ Ambiance miavaka ho an'ny fotoana tsy hay hadinoina

📌 Client 1 = Date 1 Koa aza miandry ela fa reserveo mialoha ny daty tianareo.

🍽️ Afaka :
✅ Mitondra sakafo
✅ Mahandro sur place
✅ Na manao commande ato aminay

🍴 Misy ihany koa ireo fitaovana azo hofaina raha te hankafy fotsiny ianareo fa tsy hisahirana amin'ny fikarakarana.

📅 Fisokafana : Alatsinainy – Asabotsy
📍 Toerana : Ambohidratrimo
➡️ 2km (10mn) miala ny commune mankany Ambovo

📩 Infos & réservation :
WhatsApp : 033 54 270 17
📞 038 62 841 96 / 033 54 270 17

👉 Taguez ireo namanao sy fianakavianao hiara-hankalaza ny Fetim-pirenena aty amin'ny Aty Garden! 🇲🇬❤️

🥰😘 Mirary Fetin'ny Ray sambatra ho an'ny dada rehetra! 👨‍👧‍👦💙Mankasitraka ny fitiavanareo, ny herim-ponareo ary ny fanol...
21/06/2026

🥰😘 Mirary Fetin'ny Ray sambatra ho an'ny dada rehetra! 👨‍👧‍👦💙
Mankasitraka ny fitiavanareo, ny herim-ponareo ary ny fanoloran-tenanareo ho an'ny fianakaviana.

ATY Garden dia mirary andro feno hafaliana sy fahasambarana ho anareo. 🎉🌿

💯 ZAVA-BAOVAO 🥳Misy sakafo azonareo commande-na jour J ato ATY Garden manomboka izao. 🥰🌮 Anisan’ny azonareo commande-na ...
15/06/2026

💯 ZAVA-BAOVAO 🥳

Misy sakafo azonareo commande-na jour J ato ATY Garden manomboka izao. 🥰

🌮 Anisan’ny azonareo commande-na @ izany ny French Tacos & Tacos Laqué mafilotra be 😋🔥

‼️ Sary réel io an 😉

📢 Ataovy dien’izao réservation date-nareo.

📝 Réservation : acompte 25%
🗓️ Fisokafana : Alatsinainy ➡️ Asabotsy
📍 Toerana : Ambohidratrimo 🚗 2 km (10 minitra) miala ny Commune mankany Ambovo

📲 Infos & Réservation :
💬 WhatsApp : 033 54 270 17 📞 038 62 841 96 📞 033 54 270 17

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 00:00 - 00:00
Tuesday 00:00 - 00:00
Wednesday 00:00 - 00:00
Thursday 00:00 - 00:00
Friday 00:00 - 00:00
Saturday 00:00 - 00:00

Telephone

+261321112376

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ATY Garden posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ATY Garden:

Share