19/09/2026
EDIT: Efa nisy naka, merci bcp 😍😍 sinon mbola afaka manao commande ho an'ny androany 😇
--------‐-------------------
Tena misy olona tena tsy haiko 😭😭
Misy formule 35.000ar miaraka amin’ny livreur any izao svp 🙏🙏 Sao mba hisy haka fa very fotoana ny livreur, simba ny sakafo raha hiverina aty 😭
Ireto avy ny ao anatin'ilay formule: Ribs 🍖+ Nouilles sautées🥡 + Poulet crispy 👉+ Sandwich🥖 + Jus naturel 🍹
Aux alentours 67ha, Ampefiloha, Mahamasina ny livreur izao fa na aiza na aiza misy anao dia afaka ateriny any svp 🙏🙏🙏🙏
📲034 86 973 64 na Mp 📩