Kaly Restauration en ligne spécialisée en friture

10/12/2021
Salama ee 🙋🙋Prise de commande Vendredi Magnifique avec KALY 🎆🎆‼️Pour demain, nous vous proposons nos snaks ‼️🛑 Nous livr...
12/03/2020

Salama ee 🙋🙋

Prise de commande Vendredi Magnifique avec KALY 🎆🎆

‼️Pour demain, nous vous proposons nos snaks ‼️

🛑 Nous livrons jusqu'à 21:00 🛑

Pour commander :
👉 Passer en MP
👉 Appeler le 0343502204

Salama oo 🙋🙋Manomboka herin'andro vaovao indray ☺️☺️ ‼️Mamerina hatrany fa ny fandraisana ny commande Dia J-1 au plus t*...
09/03/2020

Salama oo 🙋🙋

Manomboka herin'andro vaovao indray ☺️☺️

‼️Mamerina hatrany fa ny fandraisana ny commande Dia J-1 au plus t**d. ‼️

Izany no natao Dia mba afahantsika mandrindra tsara ny livraison mba ho Kaly mafana sy frais no Tonga any amintsika.

Iezaka izahay i-publier tolotra isan'andro MBA afahantsika mi commande à temps 😘😘

Ka ny rahampitso aza Dia atolotray ho anareo ireo Kaly individuel fa afaka mi commande ireo Kaly rehetra sur carte 🥩🍖🍗🥪🌭🍔

Mandray commande izahay jusqu'à 16:00 🕐🕜🕑🕝🕒
👉 ao am MP
👉 Na miantso ny 0343502204

Kaly dia misokatra ho anao rahampitso alahady 🤟🤟 hatram'ny 21:00 Kaly mahatsiro sady mafana, Tonga any antranonao ☺️☺️ 🍔...
07/03/2020

Kaly dia misokatra ho anao rahampitso alahady 🤟🤟 hatram'ny 21:00

Kaly mahatsiro sady mafana, Tonga any antranonao ☺️☺️ 🍔🌭🥪🍗🍖🥩🥓

‼️⚠️ Ny commande rahampitso no raisinay androany a 🙏🙏 ⚠️‼️

Raha icommande aza dia afaka :
✍️ mandefa MP avy hatrany
✍️ miantso ny 0343502204

Ndao ary 😘😉

Coucou daholo, iantrehantsika ny rahampitso an kafaliana indray aza... 💁💁‼️🚫 POMOTION : PACK GOUTER OU PETIT DÉJEUNER 🚫‼...
01/03/2020

Coucou daholo, iantrehantsika ny rahampitso an kafaliana indray aza... 💁💁

‼️🚫 POMOTION : PACK GOUTER OU PETIT DÉJEUNER 🚫‼️

💝💝 1 smoothie + 1 viennoiserie (pain au choco ou croissant) by Kaly 👌 comme on les aime 👌 à seulement 10000ar 💝💝

Mitohy ihany ny fandraisana commande amin'ny Kaly rehetra sur carte 😘😘

📢📢PS : ny commande raisinay androany Dia pour livraison demain 🕑🕝🕒🕞

Raha icommande dia
👉 Mandefa MP
👉 Miantso ny 0343502204

Araroaty tsara aza ny week end fa rahampitso Dia efa raikitra indray

Salama ooo 💁💁Kaly Dia misokatra ho anao 7j/7 ary Manao livraison hatram'ny 21:00Ampatsiahivina atrany isika fa ny comman...
29/02/2020

Salama ooo 💁💁

Kaly Dia misokatra ho anao 7j/7 ary Manao livraison hatram'ny 21:00

Ampatsiahivina atrany isika fa ny commande raisina androany Dia livraison rahampitso 🙂🙂

Izany no natao Dia MBA afahantsika :
👉 Manatitra Kaly Matsiro Sady frais
👉 Fem potoana voahaja miaraka am Kaly mafana

Raha icommande dia tsotra ☺️☺️
👉 Mandefa MP
👉 Miantso ny 0343502204

Salama oo!!Atolotra ho antsika indray ary ireo tsaky tsaky 💁💁Ny commande Dia J-1 hatrany mba :👉 ho kaly frais tsara no t...
26/02/2020

Salama oo!!

Atolotra ho antsika indray ary ireo tsaky tsaky 💁💁

Ny commande Dia J-1 hatrany mba :
👉 ho kaly frais tsara no tonga any aminareo
👉 Ho voahaja ny fotoana izay nifanomezantsika miaraka am Kaly Mbola mafana

Raha icommande ary dia mandefa MP n'a miantso ny 0343502204 😘😘

Kaly Dia mirary herin'andro sambatra ho antsika 😘😘Ampatsiahivina fa ny fandraisana commande dia J-1 ny livraison au mini...
24/02/2020

Kaly Dia mirary herin'andro sambatra ho antsika 😘😘

Ampatsiahivina fa ny fandraisana commande dia J-1 ny livraison au minimum ☺️☺️

Ireto indray aza ny plat individuel atolotray ho anareo

Raha icommande indray ianao dia mandefa MP na miantso ny 0343502204 ✍️🤳

Nous avons le plaisir de vous annoncer officiellement que la partie pâtisserie de Kaly est maintenant ouverte... 🎊🎉💗🍰🎂🧁🍩...
17/02/2020

Nous avons le plaisir de vous annoncer officiellement que la partie pâtisserie de Kaly est maintenant ouverte... 🎊🎉💗🍰🎂🧁🍩

Nous en avons déjà fait mais uniquement sur commande d'autres plat ou pour les packs anniversaires 😍☺️

Toujours est il que nous continuons à prendre commande sur les plats habituels que vous connaissez déjà 🕞🕒🕝🕑

En MP pour commander 😘😘

Salama oo !! 🙋🙋Ampatsiahivina atrany fa J-1 ny fandraisana commande.Izahay dia Manao livraison 7j/7 jusqu'à 21:00Ireto i...
15/02/2020

Salama oo !! 🙋🙋

Ampatsiahivina atrany fa J-1 ny fandraisana commande.

Izahay dia Manao livraison 7j/7 jusqu'à 21:00

Ireto indray ary ny Kaly atolotray ho anareo. Jusqu'à 16:00 no fandraisana ny commande ho an'ny rahampitso. 🕛🕧🕐🕜🕑🕝🕒🕞

Mandefa MP fotsiny na contact 0343502204 raha commande oo 🤗

Ndao indray ary 😘😘

Address

Antananarivo

Telephone

+261346321085

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share