Céréales Crousty by Frosty

Céréales Crousty by Frosty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Céréales Crousty by Frosty, Antananarivo.

😍 Savoureux petit déjeuner et goûter VITA MALAGASY qui vous donne la force de réaliser vos rêves
✅ A base d'ingrédients produits par les agriculteurs et producteurs Malagasy
♥️ Essayez les Céréales Crousty, Tellement Bons et Nourrissants

26/09/2025

Miray fo amin'ireo very sy simba fananana noho ny fandrobana. Miray fo amin'ireo maratra sy very asa😢
Mankahery

24/09/2025

Efa maharaka rythme daholo ve ny papozy kely rehetra?
ny céréales CROUSTY dia eto hatrany hanamora ny fiainanareo 😘

02/09/2025

Eto foana ny céréales CROUSTY hanamaivana ny rotoroto vao maraina an 😉
Bonne rentrée à tous 😊

24/08/2025

🎓✨ Félicitations à tous les nouveaux bacheliers !👏👏
Force et courage à ceux qui n’ont pas réussi cette fois-ci💪🌟
BONNE CHANCE A TOUS POUR LA SUITE

Fisaorana mitafotafo ho anreo rehetra tonga maro nitsidika ny stand-nay 💖Voaray daholo ny retours sy conseils rehetra Di...
11/08/2025

Fisaorana mitafotafo ho anreo rehetra tonga maro nitsidika ny stand-nay 💖
Voaray daholo ny retours sy conseils rehetra
Dia vonona foana izahay hanome fahafaha-po ho anareo
Mirary soa dia samy ho botrabotran'ny céréales CROUSTY daholo 😘

Mahafinaritra be foana ny maheno ny retour omenareo anay avy manao dégustation Céréales Crousty by Frosty Mbola aty amin...
07/08/2025

Mahafinaritra be foana ny maheno ny retour omenareo anay avy manao dégustation Céréales Crousty by Frosty
Mbola aty amin'ny Fier Mada Stade Maki Andohatapenaka izahay hatramin'ny Alahady ho an'ireo izay te hanandrana sy hanjifa.

Tsara tonga alohaloha ihany fa stock limité

Fier Mada c'est à partir de ce Mercredi et on y sera 😁🤩5 jours de foire pour honorer le Vita Malagasy alors on vous dit ...
04/08/2025

Fier Mada c'est à partir de ce Mercredi et on y sera 😁🤩
5 jours de foire pour honorer le Vita Malagasy alors on vous dit à bientôt au Stade Maki Andohatapenaka 😊


Inona ny tena mahafinaritra anareo rehefa mandeha FIER MADA ?
31/07/2025

Inona ny tena mahafinaritra anareo rehefa mandeha FIER MADA ?

Mino sy manantena izahay fa nahavita bac soa amantsara ireo izay nihatrika izany🙂Ry Ray aman-dReny ôrehefa nahavita ding...
25/07/2025

Mino sy manantena izahay fa nahavita bac soa amantsara ireo izay nihatrika izany🙂
Ry Ray aman-dReny ô
rehefa nahavita dingana toy izao ny ankizy dia "FÉLICITEZ-O" izy.
Lazao azy fa MANAN-DANJA NY HEZAKA NATAONY NA INONA NA INONA VALINY🥰

Afaka asiana fanamarihana hita maso fa tsy voatery.
Mba manao sortie mahafinaritra ianareo na mba hividianana céréales CROUSTY izy 😉

22/07/2025

Address

Antananarivo

Telephone

+261341995453

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Céréales Crousty by Frosty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share