Kenway Grill

Kenway Grill ☎️:0320477994

17/09/2026

Nahamasaka izahay oooo🤤

Ampatsiahiva laste i olo agnano hitondra anao aty nefa tsy mety raikitry igny fa pare raha jiaby ato ay 😉😁

📍Koa agnano commande na hitana table ,antsoy ity numéro ataoko ambany ity 👇🏽

☎️0320477994

Miandry ny fahatongavanareo sisa izahay eee 🫵🏽🤩
Kenway Grill🔥🔥

15/09/2026

Kenway Grill Ambatoratsy Antalaha ♥️♥️

📍Lundi ihany izahay no tsy misokatra

🕰️16h30-21h30
☎️0320477994

Tongava mamangy ho any izay mbola tsary nandalo fa vonona anome ny tsara ho anareo ny ekipa 💪🏻🫵🏽

Mbola maro andré ato manontany aiza misy Kenway Grill 😁📍Aty Ambatoratsy Antalaha misy zahay , avaratra mipetaka amin’ny ...
12/09/2026

Mbola maro andré ato manontany aiza misy Kenway Grill 😁

📍Aty Ambatoratsy Antalaha misy zahay , avaratra mipetaka amin’ny RNM !

Na antsoy ity hafaka manazava bebe kokoa :
☎️0320477994

🕰️16h30-21h30

11/09/2026

Kenway Grill Ambatoratsy Antalaha 🤩😁

Tongava fa efa misokatra izahay ato 😉🫵🏽

Akory tsara tsakitsaky aby reto ay😁Anao miondriky igny kony ao ay , efa tsisy titoditodiky mankafy chirondraha fo 🥱😂📍 To...
04/09/2026

Akory tsara tsakitsaky aby reto ay😁

Anao miondriky igny kony ao ay , efa tsisy titoditodiky mankafy chirondraha fo 🥱😂

📍 Tongava ave fa maromaro raha misy iniany ato amin’ny Kenway Grill 😉🫵🏽

☎️0320477994
🕰️16h-21h30

Allo atsika andeha amin’ny Kenway Grill 🔥

31/08/2026

🎉 Après une semaine bien chargée, l’équipe Kenway Grill s’est accordé un petit moment pour profiter du Festival Triatria ! ❤️🔥

🙏 Merci à vous tous qui êtes venus nombreux chez nous cette semaine, vous nous avez vraiment fait plaisir !

Un grand merci également à Big MJ pour ce beau Festival Triatria à Antalaha. 👏❤️

📌 Lundi : repos pour l’équipe.
🔥 Mardi : on vous retrouve à Kenway Grill! 😎🍗

30/08/2026

Festival triatria Antalaha 🥳🔥

Misakafoana aloha fa mafimafy faradoboka ity iniany ay 😉
Tongava aty amin’ny Kenway Grill malaky fa Tsao tara eo indray hifanome tsiny 🤩

☎️0320477994
📍Ambatoratsy Antalaha ♥️

Misaotra namangy nitsidiky izahay ato amin’ny Kenway Grill 🙏🏾🙏🏾♥️Totolava Misanjy Jessica Totolava malalako 😍♥️📍Aza adig...
29/08/2026

Misaotra namangy nitsidiky izahay ato amin’ny Kenway Grill 🙏🏾🙏🏾♥️

Totolava Misanjy Jessica Totolava malalako 😍♥️

📍Aza adigna fa misokatra fo zahay iniany ay

🕰️15h30-21h30
☎️0320477994

Tongava maro 🫵🏽🤩

🔥 Vous êtes à Antalaha pour le Festival Triatria ?Ne repartez pas sans goûter aux saveurs de chez nous ! 😋🍢🔥📍 Kenway Gri...
28/08/2026

🔥 Vous êtes à Antalaha pour le Festival Triatria ?

Ne repartez pas sans goûter aux saveurs de chez nous ! 😋🍢🔥

📍 Kenway Grill – Ambatoratsy, Antalaha
🍽️ Bon plat • Bonne ambiance • Bon moment

Après le festival, rendez-vous chez Kenway Grill ! 😉

🕰️15h30-21h30
☎️0320477994

Antalaha 🤩Efa ato sakafo aby tianao be igny ay , mandalova fa mbola maro karazany izy ato ary misokatra fo zahay 🫵🏽👌🏽📍Ad...
26/08/2026

Antalaha 🤩

Efa ato sakafo aby tianao be igny ay , mandalova fa mbola maro karazany izy ato ary misokatra fo zahay 🫵🏽👌🏽

📍Adresse:Ambatoratsy Antalaha avaratra ny RNM

☎️0320477994
🕰️16h30-21h30
Miandry anao ary zahay ato amin’ny Kenway Grill 😉🙏🏾

Address

Ambatoratsy
Antalaha
206

Opening Hours

Tuesday 03:00 - 21:30
Wednesday 15:00 - 21:30
Thursday 15:00 - 21:30
Friday 15:00 - 21:30
Saturday 15:00 - 21:30
Sunday 15:00 - 21:30

Telephone

+261320477994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kenway Grill posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category