07/08/2026
💪✨ Ny vatana matanjaka dia mila sakafo mifanaraka amin'ny tanjonao ! 🥗🔥
Mpikotrana ve ianao sa mikendry hanana vatana salama sy matanjaka ? 💪
Ato amin'ny MINÀ RESTO dia manolotra sakafo voalanjalanja, matsiro ary voaomana am-pitandremana hanohana ny ezaka ataonao isan'andro 🍽️✨
🔥 Mihinàna tsara, mikotrana tsara, ary tohizo ny tanjonao ! 💪
📍 Lieu : près de la pharmacie d’Ankazomanga — lalana pavé
📱 Tél : 038 13 445 56
🅿️ Parking assuré
🥡 En porter disponible
⏰ Heure d’ouverture :
🕢 Lundi — Vendredi : 07h30 à 20h00
🕢 Samedi : 07h00 à 14h00
✨ Le plaisir de bien manger vous attend chez MINÀ RESTO 🍽️