01/01/2026
"Tratry ny Taona 2026! ✨"
​"Mirary taona feno fahasalamana, fahombiazana ary indrindra feno tsirony ho antsika rehetra. Mankasitraka anareo foana amin'ny fanohanana sy ny fitiavana ny nahandro. Mahafinaritra foana ny mizara izany aminareo! Ho taona mamy ho antsika rehetra anie ity taona 2026 ity! 🥂🍲"