ALEO Aterinay - Livraison à domicile

  • Home
  • ALEO Aterinay - Livraison à domicile

ALEO Aterinay - Livraison à domicile Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ALEO Aterinay - Livraison à domicile, Food Delivery Service, Analamahitsy, .

🚚 ALEO ATERINAY – Expert en livraison à Antananarivo
🏢 Livraison pour entreprises & particuliers
📦 Colis, documents & commandes
⚡ Rapide • Fiable • Sécurisée
📞 038 76 619 2 🚚 ALEO ATERINAY – Livraison à domicile
Service professionnel de livraison à Antananarivo pour entreprises et particuliers.

📍 Antananarivo & périphérie
Rapide • Fiable • Sécurisée

Informations légales :
NIF : 4019872310
STAT : 70209112026008024

📞 038 76 619 27
📧 [email protected]

26/09/2026

Ianareo koa ve hoan'izay efa nanao asa livraison misy fotoana tena mampanirikiry mihitsy ny journée anakiray?

__Aleo Aterinay foana
Pour service plus rapide:
WhatsApp: 038 76 619 27
Na antsoy mivantana izahay 😊🙏

Niova tanteraka eny Amoronakona indray ny fandefasana entana mandeha mianatsimo rehetra.Niova ny frais de livraison sa m...
18/09/2026

Niova tanteraka eny Amoronakona indray ny fandefasana entana mandeha mianatsimo rehetra.

Niova ny frais de livraison sa mijanona amin'ny taloha ihany? 😅



__Aleo Aterinay ny colis anao rehetra, coordonnées tout de suite 😊

👉 Ankino amin’ny service livraison azo antoka ny livraison-nao👈Anisan’ny **zava-dehibe indrindra amin’ny varotra** ny fa...
16/09/2026

👉 Ankino amin’ny service livraison azo antoka ny livraison-nao👈

Anisan’ny **zava-dehibe indrindra amin’ny varotra** ny fananana service livraison azo itokisana.

Alaivo sary an-tsaina hoe:
- nandany vola tamin’ny marketing ianao,
- nandoa karaman’ny mpiasa,
- nanao sacrifice sy reraka amin'ny tsy fisian'ny torimaso.
- nandany fotoana sy herim-po nampandrosoana ny business…

Kanefa rehefa tonga amin’ny livraison dia **very na tsy tonga aminao ny versement** noho ny olana tamin’ny livreur. 🥲

Tsy tokony ho lasa loharanon’ahiahy ho anao koa ny miady sy manaraka livreur isaky ny mila manao livraison.

👉 Izany indrindra no antony ilazanay hoe: **aleo miara-miasa amin’ny service livraison matihanina sy azo itokisana.**

🚚 **ALEO ATERINAY**, tsy mijery livraison fotsiny, fa miaro ny fitokisan’ny client sy ny business-nao ihany koa.

📦 Ary raha misy tranga toy ny **colis very noho ny andraikitray**, dia raisinay ho sérieux ary **misy remplacement araka ny fepetra nifanarahana**.

038 76 619 27

ALEO ATERINAY — Ny livraison-nao, eto antanan'ny matihanina!

POSTE DISPONIBLE – LIVREUR VÉLOMba ahafahanay mahavita ny course rehetra sy mba hanomezanay ny tsara indrindra hatrany h...
14/09/2026

POSTE DISPONIBLE – LIVREUR VÉLO

Mba ahafahanay mahavita ny course rehetra sy mba hanomezanay ny tsara indrindra hatrany hoanareo mpiara-miasa rehetra 😊

Mitady LIVREUR VÉLO 2 izahay hanatevin-daharana ny ekipanay sy hitantana axe iray eto Antananarivo.

IREO TOMBONTSOA REHETRA :
- Salaire de base : 300 000 Ar / volana
- Sakafo atoandro
- Crédit ho an’ny fifandraisana
- Prime ho an’ny course mihoatra ny 10

🚲 Vélo omen’ny orinasa raha tsy manana ianao
🗓️ Misy Day-off isan-volana, ankoatra ny alahady

👉 Raha mazoto, matotra, mahazaka rythme de travail ary te hitombo miaraka amin’ny équipe, dia tongava hiara-hiasa aminay!

✅ FEPETRA TAKIANA:

• Efa niasa tamin’ny agence de livraison na manana expérience amin’ny courses
• Matotra, ponctuel ary mahazaka rythme de travail
• Mipetraka manodidina ny Vème arrondissement
• Vonona hiasa sy hanaja ny fitsipiky ny orinasa

📄 DOSSIER:
• Certificat de résidence
• CIN

Raha liana ianao, antsoy na alefaso aminay ny candidature :
038 72 989 42

Aleo Aterinay – Miara-mandeha, miara-mandroso.

10/09/2026

"Mangatsiaka ny andro fa raikitra foana ny livraison e"
Bonne course daholo !🤗

🫢👀
09/09/2026

🫢👀

09/09/2026

Mitandrema hatrany isika mpampiasa lalana rehetra!😊🙏

Aleo aterinay ny entanao!😊Tsy mila mieritreritra livraison intsony Ianao !📲 Contact WhatsApp : 038 76 619 27 ou MP      ...
08/09/2026

Aleo aterinay ny entanao!😊
Tsy mila mieritreritra livraison intsony Ianao !

📲 Contact WhatsApp : 038 76 619 27 ou MP

Mirary fahazotoana ho antsika rehetra !📲 Contact WhatsApp : 038 76 619 27Aleo Aterinay, " Ianao mivarotra,izahay manatit...
07/09/2026

Mirary fahazotoana ho antsika rehetra !

📲 Contact WhatsApp : 038 76 619 27

Aleo Aterinay,
" Ianao mivarotra,izahay manatitra" !

Mitandrema isika livreurs ah!🤭Aleo aterinay e!!
05/09/2026

Mitandrema isika livreurs ah!🤭

Aleo aterinay e!!


Address

Analamahitsy

101

Opening Hours

Monday 06:00 - 22:00
Tuesday 06:00 - 22:00
Wednesday 06:00 - 22:00
Thursday 06:00 - 22:00
Friday 06:00 - 22:00
Saturday 06:00 - 22:00

Telephone

+261387661927

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALEO Aterinay - Livraison à domicile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ALEO Aterinay - Livraison à domicile:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed restaurant?

Share