04/04/2026
« Fihenam-bidy goavana »
Ho fanomezana fahafaham-po anareo rehetra amin’izao fety izao dia ho tazomina ny vidin’ny basse saison hatrany mandritra izao fotoana izao 🎉
Midika izany fa mbola afaka mankafy tsara na ny mpanao vacances na ny ato an-toerana amin’ny vidiny mirary sy mora kokoa 💚
Tongava maro ary mankafy fotoana tsy hay hadinoina miaraka aminay 🌺✨
📍 J’ardin d’Eden Majunga
0340492364