10/10/2021
Salama eeee 🤗🤩🤩🤩
Inona ny programme anareo amin'izao Alahady izao ? 😊
- maka aina ve ?💤📵💆♀️🛌
- mivaoka kely ? 🚴
- miaraka amin'ny fianakaviana ?👪
- misakafo ? 😋🥯🌮🥙🫔🥘
- ...
Te hanontany anareo izahay hoe raha omenay box calzones maimaimpoana ve ianareo dia tianareo ? 😁🤩🤩
Raha mahatratra olona 20 ianareo mamaly ao amin'ny commentaires👇🏼👇🏼 no te hihinana, dia asiantsika kilalao rahampitso Alatsinainy eto amin'ny pejy 👌🏼😋🤗
Ndao ary dia soava ny tontolo andro 😘😊