ENY ManaCake

ENY ManaCake Cake fait maison natao tamin'ny Fitiavana be🥰♥️

Efesiana 3:20-21😍🙏

Hellouuuu 🥰 Tonga Dia Vonona afaka aterina avy eoo fa alefaso dieny zao ny réservation ☺️-Nature aux raisins secs GM 1 (...
26/09/2026

Hellouuuu 🥰
Tonga Dia Vonona afaka aterina avy eoo fa alefaso dieny zao ny réservation ☺️
-Nature aux raisins secs GM 1 (15.000Ar)
-Tout Choco INTENSE GM (17.000Ar) MM 1 (14.000Ar)
-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)
-Marbré tsotra GM 1 (15.000Ar) MM 1(12.000Ar)
-Marbré coco Choco GM 1 (⚠️en PROMO ⚠️ 15.000Ar au lieu de 17.000Ar)
-BISKY MALAGASY 6.000Ar

⚠️Vao ho masaka avy eo⚠️
-DUO Coco Choco GM 1 (17.000Ar au lieu de 19.000Ar)
-Coco MM (12.000Ar)

MP foanaaa izay hanaterana azyy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

Dia mbola tohizantsika rahampitso ary ny Offre FRAIS MORA eee✨-50% ny Frais de livraison ✨ n'aiza n'aiza misy anaoo ka m...
25/09/2026

Dia mbola tohizantsika rahampitso ary ny Offre FRAIS MORA eee✨-50% ny Frais de livraison ✨ n'aiza n'aiza misy anaoo ka mbola tongan'ny livreur
Dia surtout ho anareo ilay lavidavitra périphérique irenyy,alefaso dieny zao ny commande dia amin'izay milamina tsara ny trajet
Tonga dia MP foana ny commande annh
Dia alefako commentaire ao ny vidin'ny ManaCake sy ny karazany avyy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

Ty vao tena hoe Farany ho an'ny androanyy 😁⚠️Efa lasa ilay Marbré tsotra GM @ sary⚠️Reste Disponible -Tout Choco INTENSE...
25/09/2026

Ty vao tena hoe Farany ho an'ny androanyy 😁
⚠️Efa lasa ilay Marbré tsotra GM @ sary⚠️
Reste Disponible
-Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny 1)
-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)
-Marbré coco Choco GM 1 (15.000Ar au lieu de 17.000Ar)
-Tout Choco INTENSE MM 1 (14.000Ar)
-BISKY MALAGASY 6.000Ar au lieu de 7.000Ar
MP aryy izay hanaterana azyy ooo
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

Tonga Dia Vonona manaraka indrayy aryy fa mbola tsy Farany aloha🙈😅-Tout Choco INTENSE GM 1 (17.000Ar)-Marbré aux raisins...
25/09/2026

Tonga Dia Vonona manaraka indrayy aryy fa mbola tsy Farany aloha🙈😅
-Tout Choco INTENSE GM 1 (17.000Ar)
-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)
-Marbré tsotra GM 1 (15.000Ar)
-Tout Choco INTENSE MM 1 (14.000Ar)
MP izay hanaterana azyy
Mankasitraka foana foanaaa😍🙏🙏🙏♥️

TSY Fake ty oaa fa tena Marina😅✨-50% ny Frais de livraison ✨Tonga Dia Vonona zaooo -Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny...
25/09/2026

TSY Fake ty oaa fa tena Marina😅
✨-50% ny Frais de livraison ✨
Tonga Dia Vonona zaooo
-Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny 1)
-Marbré tsotra GM 1 (15.000Ar)
-Bisky Malagasy 6.000Ar au lieu de 7.000Ar ny 1 paquet de 200gr
MP izay hanateranaa azyy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

✨Offre FRAIS MORA ✨Miasa,TSY miasa tsy hay tsonyy🙈😂Fa aty aminay aloha ny Cake amin'ilay VRAI, TSY Fake fa TENA IZYDia n...
24/09/2026

✨Offre FRAIS MORA ✨
Miasa,TSY miasa tsy hay tsonyy🙈😂
Fa aty aminay aloha ny Cake amin'ilay VRAI, TSY Fake fa TENA IZY
Dia ndao fa asiantsika OFFRE FRAIS MORA ny livraison rahampitsooo hiatrehana an'izao tsy fahamatoran'ny firenena izao 🤦😂🤣🤣
✨Ka manao fanambarana amin'ny fomba ofisialy izahay fa -50% daholo ny frais de livraison ✨
n'aiza n'aiza misy anao ka mbola tongan'ny livreur
Afaka tonga dia alefa MP ny commande fa ataoko commentaires ao ny ManaCake sy ny karazany avy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

Faranyyy ho an'ny androany ary eee 🥰 Ireo ihanyy dia rahampitso indrayy-Marbré tsotra GM 1 (15.000Ar)-Marbré coco Choco ...
24/09/2026

Faranyyy ho an'ny androany ary eee 🥰
Ireo ihanyy dia rahampitso indrayy
-Marbré tsotra GM 1 (15.000Ar)
-Marbré coco Choco GM 1 (15.000Ar au lieu de 17.000Ar)
-Tout Choco INTENSE MM 1 (14.000Ar)
-Bisky Malagasy en Promo dia 6.000Ar ny 1 paquet de 200gr
MP izay hanaterana azyy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

PS:Andro tsy fiasana nefa handraisan-karama hono rahampitso fa zahay miasa rahampitso satria tsy hitanay hoe aiza ilay toerana handraisana ilay karama raha tsy miasa izahay🙈😂😂🤣

Hellouuuu 🥰 Tonga Dia Vonona aloloha kelyy-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)-Tout Choco INTENSE GM 1 (17.000Ar) MM...
24/09/2026

Hellouuuu 🥰
Tonga Dia Vonona aloloha kelyy
-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)
-Tout Choco INTENSE GM 1 (17.000Ar) MM 1(14.000Ar)
-Marbré coco Choco GM 1 (15.000Ar au lieu de 17.000Ar)
-Marbré tsotra GM 1 (15.000Ar) MM 1 (12.000Ar)
-BISKY MALAGASY 6.000Ar ny 1 paquet de 200gr
MP izay hanaterana azy annh😍
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏 🙏 🙏 ♥️

Faranyyy ho an'ny androany aryy-Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny 1)-BISKY MALAGASY 6.000Ar au lieu de 7.000Ar MP iza...
23/09/2026

Faranyyy ho an'ny androany aryy
-Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny 1)
-BISKY MALAGASY 6.000Ar au lieu de 7.000Ar
MP izay hanaterana azyyy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

Hellouuuu 🥰 Tonga Dia Vonona zaooo -Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny 1)-Marbré GM tsotra 1 (15.000Ar)-Marbré aux rai...
23/09/2026

Hellouuuu 🥰
Tonga Dia Vonona zaooo
-Tout Choco INTENSE GM 2 (17.000Ar ny 1)
-Marbré GM tsotra 1 (15.000Ar)
-Marbré aux raisins secs GM 1 (17.000Ar)
-Marbré coco Choco GM 1 (15.000Ar au lieu de 17.000Ar)
-DUO Coco Choco GM 1 (17.000Ar au lieu de 19.000Ar)
-BISKY MALAGASY 6.000Ar au lieu de 7.000Ar ny 1 paquet de 200gr
MP aryy izay hanaterana azyy
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏🙏♥️

Address

Ambohimanarina
Ambohimanarina

Telephone

+261325746600

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ENY ManaCake posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ENY ManaCake:

Shortcuts

Share