Luffy farm

Luffy farm Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Luffy farm, Restaurant, Ambolamena, Ambohimalaza.

otran'zao ny an'olona.
16/03/2026

otran'zao ny an'olona.

j-3
22/02/2026

j-3

11/01/2026
Tratry ny taona vaovao daholo isika mpiompy rehetra, mivarotra Atody kuroiler bien fécondé tsara izahay izay amin'ny vid...
01/01/2026

Tratry ny taona vaovao daholo isika mpiompy rehetra, mivarotra Atody kuroiler bien fécondé tsara izahay izay amin'ny vidiny mora satria 2.500ar fotsiny dia mahazo Atody kuroiler. Koa araraoty Ary fa mandalo ihany io tolotra io.
Contact 0344611848
Toerana Ambohimalaza rn2

Mivarotra Atody kuroiler original izahay Atody Mbola vaovao hatrany.Prix 2500arContact 0344611848Toerana Ambohimalaza
05/12/2025

Mivarotra Atody kuroiler original izahay Atody Mbola vaovao hatrany.
Prix 2500ar
Contact 0344611848
Toerana Ambohimalaza

31/10/2025

❌Akoho KUROILER ❌

👉 FANTATRAO VE NY AKOHO KUROILER ?
👉inona no mahalafo ny vidiny?
🤗 ireto misy fanazavana Kely omeko anao,🤗
Akoho haingam-pitombo
Mahatratra 3,5kg hatr@ 5kg ny akoho vavy 🐔Ary mahatratra 5kg hatr@ 10kg ny akoho lahy 🐓
🐓🐔🐔
👉Manatody lava ihany koa izy fa ts mikotrika,mandritry 2 ka hatr@ 4 taona no manatody Ary ny 2taona voalohany ny akoho vavy iray Dia ts mitsahatry ny mandatsaka atody foana isanandro.🤗🤗
🍴🍗Ny tsirony ve?🍽️
Mitovy tsisy valaka @ akoho gasy fa matavy kokoa .
🤔Tsy voatery fahanana fa afaka atao taiza gasy ary mahatohitra aretina be👍 izany hoe:
👉Afaka atao taiza mitovy gasy fa ts voatery atao taiza antrano,
Tsy mora marary fa mafy toto sy ts Dia handairan aretina loatra ny kuroiler🐓🐔
Ity misy kajy tsotsotra:
😁Raha manana vavy 10 ianao dia misy atody 10 isan'andro zany ao aminao izany hoe 100 isaky ny 10 andro🤗
👉Ajaranao sisa no misafidy hoe ihinana sa hampikotrika sa ivarotra atody .
👇👇👇
Izahay Dia mivarotra atody azo akotrika tsara 3500ar Ary mivarotra zanany vao foy ihany ko 10.000ar
Andramo fa tsara indrindra @ akoho ny kuroiler pur,0344611848
Tandremo sao voafitaky ny Kuroiler tsy tena pur

28/10/2025

Araho tsy tapaka ny pejintsika fa efa manomboka hamoaka Atody isika afaka Andro vitsivitsy Ary akoho Kely afaka tapa-bolana eo.
Tandremo fa be dia be ny olona misoloky manana kuroiler fa hafa ihany ny an'i Luffy 100% pur.

28/10/2025

🐔 Races de poules calmes, idéales pour ton poulailler 🪶

1️⃣ Australorp – Très douce, excellente pondeuse et facile à apprivoiser.
2️⃣ Orpington – Affectueuse, tranquille et idéale pour les familles.
3️⃣ Brahma – Géante pacifique au plumage majestueux.
4️⃣ Cochin – Duveteuse, docile et parfaite pour les petits espaces.
5️⃣ Faverolles – Gentille, sociable et bonne pondeuse d’hiver.
6️⃣ Sussex – Curieuse, calme et très adaptable.
7️⃣ Plymouth Rock – Équilibrée, robuste et amicale.
8️⃣ Wyandotte – Résistante au froid, douce et silencieuse.
9️⃣ Marans – Discrète, pond de beaux œufs brun chocolat.
🔟 Bielefelder – Grande, confiante et facile à manipuler.
11️⃣ Ameraucana – Tranquille, pond des œufs bleus uniques.
12️⃣ Delaware – Sociable, calme et excellente pondeuse.
13️⃣ Soie (Sedosa) – Petite boule de plumes, très affectueuse.
14️⃣ Barnevelder – Élégante, silencieuse et très stable.
15️⃣ Java – Race ancienne, douce et résistante.
16️⃣ Fleur de Lys (Coucou des Flandres) – Paisible et rustique.
17️⃣ Ardennaise – Calme, vive et adaptée aux climats frais.
18️⃣ Gâtinaise – Française, équilibrée et très maternelle.
19️⃣ Hollandaise huppée – Originale, curieuse et étonnamment douce.
20️⃣ Rhode Island Red – Classique, productive et facile à vivre.

✨ Parfaites pour les jardins familiaux, les petits poulaillers urbains ou une vie en autonomie.

Raha pondeuse mihanahana dia verezin'ireto australorp ireto an: tsy miraty mintsy I Madame Timain fa 1oeuf/jour efa ho 3...
28/10/2025

Raha pondeuse mihanahana dia verezin'ireto australorp ireto an: tsy miraty mintsy I Madame Timain fa 1oeuf/jour efa ho 3 semaines Zay.
Mivarotra Atody izahay an! Kely sisa dia ho avy ny akoho Kely.

ireto ny géniteur antsika 100% kuroiler pur sang.
28/10/2025

ireto ny géniteur antsika 100% kuroiler pur sang.

Address

Ambolamena
Ambohimalaza

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Luffy farm posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category