27/07/2026
🔥 Tianao ve ny hahay mahandro sy hanao pâtisserie amin'ny fomba matihanina? 👨🍳👩🍳
✨ MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!
Na mpianatra ianao, na miasa, na te hanomboka asa vaovao, dia misy fiofanana mifanaraka aminao!
📚 Safidy fiofanana :
✅ Formation spéciale Sabotsy
✅ Formation maharitra – 4 volana
✅ Formation spéciale vacances – 2 volana
🍽️ Modules ampianarina :
👨🍳 Cuisine
🎂 Pâtisserie
💵 Droit d'inscription : 20.000 Ar
💵 Écolage : 99.000 Ar isam-bolana
💯 100% pratique – Mianatra amin'ny alalan'ny fampiharana tena izy, miaraka amin'ny teknika ampiasain'ny matihanina.
🎯 Aza avela handalo ity fahafahana ity. Ny fahaizana azonao androany no mety hanova ny fiainanao rahampitso.
📢 Voafetra ny toerana! Misorata anarana dieny izao!
🌟 "Anio mianatra, rahampitso matihanina."
Avadiho ho asa sy fidiram-bola ny talentanao!