Ladie Restaurant

Ladie Restaurant 🍴 Bienvenue chez Ladie Restaurant ! Savourez des plats frais. Découvrez nos spécialités et laissez-vous tenter ! 🍽️✨

Mbola mamerina fisorana @ fandalovanareo taty t@ Ladie Restaurant zahay , tsara be n'y fifandraisana sy n'y fihavanana ....
31/08/2025

Mbola mamerina fisorana @ fandalovanareo taty t@ Ladie Restaurant zahay , tsara be n'y fifandraisana sy n'y fihavanana . Mankasitraka anareo membre de bureau n'y U2MA eto Antananarivo.

Misotra ny Association U2MA ( Union des Universitaires de Mananara Nord à Antananarivo) mba nandalo nitsidika zahay tato...
29/08/2025

Misotra ny Association U2MA ( Union des Universitaires de Mananara Nord à Antananarivo) mba nandalo nitsidika zahay tato @ Ladie Restaurant androany .

Ela2 zay e , zavabaovavao ato @ ay n'y côtelette + pate sèche mafitotra be @ vidiny zay mirary . Mitongava fa ho afapo t...
22/08/2025

Ela2 zay e , zavabaovavao ato @ ay n'y côtelette + pate sèche mafitotra be @ vidiny zay mirary . Mitongava fa ho afapo tanteraka enao , tsy hadino koa n'y spécialité anay n'y Tena Soupe Tamatave.

Poisson au coco mafilotra tsara mitongava aty @ Ladie Restaurant fa tena ho afapo enao ary natao @ vidiny zay mirary de ...
19/02/2025

Poisson au coco mafilotra tsara mitongava aty @ Ladie Restaurant fa tena ho afapo enao ary natao @ vidiny zay mirary de mirary .

Mampitehinana ery zany karazantsakafo zany , mitongava aty @  Ladie Restaurant fa afapo tsika n'a @ tsirontsakafo sy @ v...
13/01/2025

Mampitehinana ery zany karazantsakafo zany , mitongava aty @ Ladie Restaurant fa afapo tsika n'a @ tsirontsakafo sy @ vidiny mirary de mirary.

Tsara ery zany crevette a la mayonnaise zany e. Jereo mo n'y hakantony tena mampitehinana be mihitsy. Tongava aty @ Ladi...
08/01/2025

Tsara ery zany crevette a la mayonnaise zany e. Jereo mo n'y hakantony tena mampitehinana be mihitsy. Tongava aty @ Ladie Restaurant ary e.

Tonga soa ny Pizza 🍕 PIZZA POULET 🐔🍕 anisany mafilotra izy ity ka tongava manandrana ary😋📞038 90 040 10/032 60 423 31⚓Am...
20/11/2024

Tonga soa ny Pizza 🍕
PIZZA POULET 🐔🍕 anisany mafilotra izy ity ka tongava manandrana ary😋

📞038 90 040 10/032 60 423 31

⚓Ambodivona ambonin'i kofimanga 1er étage



Arabaina i Ra Ven  nahazo ny 🍜soupe spécial Ladie🍜🥰Arao tsy tapaka ny pejy fa hisy zava-baovao fona🥰
16/11/2024

Arabaina i Ra Ven nahazo ny 🍜soupe spécial Ladie🍜🥰

Arao tsy tapaka ny pejy fa hisy zava-baovao fona🥰


🍜Patte sèche Ladie🍜Ummm😋 nona be oooh🥹Tongava malaky manandrana an'ilay Ummmm ✨📍 Adresse : Ambodivona Kofimanga, 1er éta...
16/11/2024

🍜Patte sèche Ladie🍜

Ummm😋 nona be oooh🥹
Tongava malaky manandrana an'ilay Ummmm ✨

📍 Adresse : Ambodivona Kofimanga, 1er étage
📞 Contactez-nous :

038 90 040 10

032 60 423 31



🌟 Offre Spéciale pour vous, Mesdames ! 🌟Découvrez notre Mine Sao Special Ladie, un produit conçu spécialement pour vous,...
15/11/2024

🌟 Offre Spéciale pour vous, Mesdames ! 🌟

Découvrez notre Mine Sao Special Ladie, un produit conçu spécialement pour vous, à seulement 15 000 AR ! Profitez de cette offre exclusive pour allier confort et qualité à petit prix. ✨

📍 Adresse : Ambodivona Kofimanga, 1er étage
📞 Contactez-nous :

038 90 040 10

032 60 423 31

Ne manquez pas cette occasion, passez nous voir ou appelez pour plus d'infos !

12/11/2024

🍲 Découvrez notre soupe simple et savoureuse, parfaite pour réchauffer vos papilles ! Chez Ladie Restaurant, nous mettons tout notre cœur à vous servir des plats frais et délicieux.

Rejoignez-nous pour une expérience authentique et pleine de saveurs !

Address

ANTANANARIVO
Ambodivona
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ladie Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category