Maman’i Misa

Maman’i Misa Gargote Maman’i Misa
Devant commune ambany
Apitany cotisse

13/06/2026

Repos de service ny équipe androany sabotsy alahady,Alatsinainy
Izay aka billet tokony ifarana androany dia ny ny talata sy ny alarobia

Ialana tsiny indrindra tompoko
Misaotra tompoko
Mirary week end finaritra ho atsika rehetra

Tena hoe tinay be nareo❤️Nentitsika namaranana ny février ny commande nem sy sambôssa de 2000 piece nareo😋🤤Mbola napiats...
01/03/2026

Tena hoe tinay be nareo❤️
Nentitsika namaranana ny février ny commande nem sy sambôssa de 2000 piece nareo😋🤤
Mbola napiatsika karaoke party koa 🎤🎉🎊

Mankasitra atsika foana ❤️
Mandray commande fona izahay tompoko marary hatrany

Tinay fona no mahita atsika miaraka  Sy namana aty  Mamy ery 😍
03/02/2026

Tinay fona no mahita atsika miaraka Sy namana aty
Mamy ery 😍

Ho avy n’y promotion be ho an’ny mpifankatia an 🥰Fa Ndao aloa tsika Inambary e 🤤😋Aty Maman’i Misa  tsika miona Devant co...
02/02/2026

Ho avy n’y promotion be ho an’ny mpifankatia an 🥰
Fa Ndao aloa tsika Inambary e 🤤😋
Aty Maman’i Misa tsika miona

Devant commune ambany

Cyclone ny andro 🥶Mangatsika e!? Ndao ary tsika inana lasopy ato Maman’i Misa  e 😋🤤😍🥰Eto  commune ambany tsika an
31/01/2026

Cyclone ny andro 🥶
Mangatsika e!? Ndao ary tsika inana lasopy ato Maman’i Misa e 😋🤤😍🥰

Eto commune ambany tsika an

Efa raikitra izy ato eeeee! Izao no  -party
24/12/2025

Efa raikitra izy ato eeeee! Izao no
-party

24/12/2025

Fantatrao ve? 🤗 misy karaoke party eto anio tolakandro monombola @ 3ora miaraka @ 🎧, tsakitsaky 🍔🍟🍗🍕🍖🍢sy zavapisotro isankarazany 🍺🍷🥂🍾
Koa aza tara ary fa sady misakafo isika no mampiara-peo 🎤🎙️🎙️

Eto ambany apitan’ ny vasta

Chez nous c’est déjà Noël 🎄😍Sady msakafo matsiro be no maka sary miaraka Amin’n’y akizy sy ny akizy 😂🥰Chez Maman’i Misa ...
11/12/2025

Chez nous c’est déjà Noël 🎄😍
Sady msakafo matsiro be no maka sary miaraka Amin’n’y akizy sy ny akizy 😂🥰

Chez Maman’i Misa
Devant commune suburbaine

Address

Antsimondrova
Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maman’i Misa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category