Traiteur Tsiro milay

Traiteur Tsiro milay Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Traiteur Tsiro milay, Ambatolampy.

Association des Jeunes Cuisiniers et Pâtissiers Professionnelles(AJCPP):
A tous les amateurs,professionnelles et surtout les clients à venir:"Mankafy Tsiro" vous propose des plats hautement gastronomiques suivant les arts culinaires.

Mbola vonona anome ny tsara hatrani ho anareo zay!!tongava ao
26/02/2018

Mbola vonona anome ny tsara hatrani ho anareo zay!!tongava ao

Notre buffet.mp
18/06/2016

Notre buffet.mp

24/05/2016
ireo no sary vitsivitsy ny tamin'ny 05desambra 2015 lasa teo e!amin'ny 25taona ho avy indray no firarin-tsoa avy aty ami...
09/12/2015

ireo no sary vitsivitsy ny tamin'ny 05desambra 2015 lasa teo e!amin'ny 25taona ho avy indray no firarin-tsoa avy aty aminay e!

07/12/2015

Vita zai ini asa e...misaotra tsika ekipa rehetra...ho avy eo ni sary e....bonne journe daholo e...de mirary erinandro mahafinaritra Ho antsik rehetra...de misokatra hatrani ni fiarahana miasa e

26/11/2015

Salama daholo tompoko o!amin'izao farany taona izao dia afaka manampy anareo izahay amin'ny fikarakarana ny sakafo mba hafahanareo mifety sy milanonana tsara ampilaminana!aza misalasala ny miantso anay fa malalaka tanteraka ho anareo izahay!mankasitraka indrindra tompoko!0332849247

05/11/2015

mirary erinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra tompoko o!ny Fiadanan'Tompo hanaraka antsika rehetra e!

Mofomamy
21/05/2015

Mofomamy

16/09/2014
25/08/2014

Mirary erinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra!

Address

Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Traiteur Tsiro milay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share